Salamo 3:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Hanandratra ny feoko hiantso an’i Jehovah aho,Dia hamaly ahy avy any an-tendrombohiny masina izy.+ Sela. Salamo 145:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Akaikin’izay rehetra miantso azy i Jehovah,+Dia izay rehetra miantso azy araka ny fahamarinana.+ Isaia 30:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Tsy hitomany intsony+ ianao rehefa mipetraka ao Jerosalema+ ny mponin’i Ziona.+ Hiantra anao Izy rehefa mandre ny fitarainanao. Raha vao mandre izany izy, dia hamaly anao.+ Hebreo 5:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Fony mbola nofo i Kristy, dia nitalaho sy niangavy+ tamin’Ilay nahay namonjy azy tsy ho faty, ary nitaraindraina mafy+ sy nitomany, ka nohenoina noho ny fahatahorany an’Andriamanitra.+
4 Hanandratra ny feoko hiantso an’i Jehovah aho,Dia hamaly ahy avy any an-tendrombohiny masina izy.+ Sela.
19 Tsy hitomany intsony+ ianao rehefa mipetraka ao Jerosalema+ ny mponin’i Ziona.+ Hiantra anao Izy rehefa mandre ny fitarainanao. Raha vao mandre izany izy, dia hamaly anao.+
7 Fony mbola nofo i Kristy, dia nitalaho sy niangavy+ tamin’Ilay nahay namonjy azy tsy ho faty, ary nitaraindraina mafy+ sy nitomany, ka nohenoina noho ny fahatahorany an’Andriamanitra.+