Salamo 27:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 I Jehovah no mpanazava+ sy mpamonjy ahy,+Koa iza no hatahorako?+I Jehovah no manda miaro ny aiko,+Koa iza no haharaiki-tahotra ahy?+ Salamo 62:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Izy tokoa no vatolampiko sy mpamonjy ahy, eny, tendrombohitra fandosirako,+Ka tsy hangozohozo loatra aho.+ Isaia 12:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Andriamanitra no mpamonjy ahy.+ Hatoky aho ka tsy hatahotra,+ satria i Jah* Jehovah no tanjako sy heriko,+ ary izy no mpamonjy ahy.”+
27 I Jehovah no mpanazava+ sy mpamonjy ahy,+Koa iza no hatahorako?+I Jehovah no manda miaro ny aiko,+Koa iza no haharaiki-tahotra ahy?+
2 Izy tokoa no vatolampiko sy mpamonjy ahy, eny, tendrombohitra fandosirako,+Ka tsy hangozohozo loatra aho.+
2 Andriamanitra no mpamonjy ahy.+ Hatoky aho ka tsy hatahotra,+ satria i Jah* Jehovah no tanjako sy heriko,+ ary izy no mpamonjy ahy.”+