Joba 2:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Hoy anefa i Joba taminy: “Tahaka ny tenin’ny vehivavy adala+ ny teninao. Ny soa ihany angaha no raisintsika avy amin’Andriamanitra fa tsy ny ratsy koa?”+ Tsy nanota i Joba tamin’izany teniny rehetra izany.+ Salamo 12:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Dia ireo manao hoe: “Handresy izahay noho ny teninay.+Afaka milaza izay tianay izahay. Iza moa no ho tomponay?” Ohabolana 18:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Samy vitan’ny lela na ny mahafaty na ny mahavelona,+ ary izay tia mampiasa azy dia hijinja ny vokany.+ Jakoba 3:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Toy izany koa ny lela: Kely izy io, kanefa mirehareha fatratra.+ Jereo ange ny afo e! Kely fotsiny dia efa mampirehitra ala be.
10 Hoy anefa i Joba taminy: “Tahaka ny tenin’ny vehivavy adala+ ny teninao. Ny soa ihany angaha no raisintsika avy amin’Andriamanitra fa tsy ny ratsy koa?”+ Tsy nanota i Joba tamin’izany teniny rehetra izany.+
4 Dia ireo manao hoe: “Handresy izahay noho ny teninay.+Afaka milaza izay tianay izahay. Iza moa no ho tomponay?”
21 Samy vitan’ny lela na ny mahafaty na ny mahavelona,+ ary izay tia mampiasa azy dia hijinja ny vokany.+
5 Toy izany koa ny lela: Kely izy io, kanefa mirehareha fatratra.+ Jereo ange ny afo e! Kely fotsiny dia efa mampirehitra ala be.