FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Joba 23:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Fantany tsara izay alehako.+

      Aorian’ny fisedrany ahy, dia ho toy ny volamena voadio aho.+

  • Salamo 37:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Fantatr’i Jehovah ny fiainan’ny tsy manan-tsiny,+

      Ary haharitra mandritra ny fotoana tsy voafetra ny lovan’izy ireo.+

  • Jeremia 12:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Fa ianao kosa mahalala tsara ahy, Jehovah ô!+ Mahita ahy ianao. Dinihinao koa ny foko ka hitanao fa mifikitra aminao.+ Aoka ianao hanavaka azy ireny, toy ny ondry hovonoina,+ ary hanokana azy ho amin’ny andro famonoana.

  • 2 Timoty 2:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Fa mbola mijoro ihany ny fototra mafy nataon’Andriamanitra,+ ka manana izao tombo-kase izao: “Fantatr’i Jehovah ny azy”,+ ary koa: “Aoka hiala amin’ny tsy fahamarinana+ izay rehetra manonona ny anaran’i Jehovah.”+

  • 1 Petera 3:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Fa ny mason’i+ Jehovah mitsinjo ny olo-marina, ary ny sofiny mihaino ny fitalahoany,+ fa ny tavan’i Jehovah kosa manohitra ny mpanao ratsy.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara