Salamo 3:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Avy amin’i Jehovah ny famonjena.+Mitahy ny olonao ianao.+ Sela. Salamo 85:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Eny tokoa, akaikin’izay matahotra an’Andriamanitra ny famonjeny,+Mba hitoeran’ny voninahitra eto amin’ny taninay.+
9 Eny tokoa, akaikin’izay matahotra an’Andriamanitra ny famonjeny,+Mba hitoeran’ny voninahitra eto amin’ny taninay.+