Salamo 128:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 128 Sambatra izay matahotra an’i Jehovah+Sy mandeha amin’ny lalany.+ Matio 5:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 “Sambatra ny mamindra fo,+ fa izy no hamindrana fo. Lioka 1:48 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 48 satria nijery ny fahambanian’ny mpanompovaviny izy.+ Manomboka izao, dia hilaza ahy ho sambatra+ ny taranaka rehetra,
48 satria nijery ny fahambanian’ny mpanompovaviny izy.+ Manomboka izao, dia hilaza ahy ho sambatra+ ny taranaka rehetra,