Obadia 7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary nalefany hatrany amin’ny sisin-tany ianao. Samy namitaka anao ireo nanao fifanekena taminao.+ Nandresy anao ireo tsara fihavanana taminao.+ Ary hamelatra harato hamandrihana anao ireo miara-misakafo aminao, fa toy ny olona tsy misaina ianao.+
7 Ary nalefany hatrany amin’ny sisin-tany ianao. Samy namitaka anao ireo nanao fifanekena taminao.+ Nandresy anao ireo tsara fihavanana taminao.+ Ary hamelatra harato hamandrihana anao ireo miara-misakafo aminao, fa toy ny olona tsy misaina ianao.+