Joba 30:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Miharìtra ny aiko ato anatiko,+Ary tratran’ny androm-pahoriana+ aho. Salamo 62:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Matokia azy foana, rey olona!+Aoka ianareo hamboraka aminy ny ao am-ponareo.+Fialofantsika Andriamanitra.+ Sela.
8 Matokia azy foana, rey olona!+Aoka ianareo hamboraka aminy ny ao am-ponareo.+Fialofantsika Andriamanitra.+ Sela.