FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 4:38
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 38 Nanao izany izy mba handroahany tsy ho eo anatrehanao ireo firenena lehibe sy matanjaka noho ianao, ka hampidirany anao ao amin’ny tanin’ireny sy hanomezany anao izany ho lovanao, toy ny amin’izao andro izao.+

  • Deoteronomia 8:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Koa rehefa mahazo izany rehetra izany ianao, dia tandremo koa sao hanao anakampo hoe: ‘Ny heriko sy ny tanjako manontolo no nahazoako izao harena izao.’+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara