Salamo 43:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Fa ianao no Andriamanitra fiarovana mafy ho ahy.+Nahoana ianao no manary ahy?Nahoana aho no mandehandeha amin’alahelo noho ny fampahorian’ny fahavalo?+ Salamo 74:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 74 Nahoana no dia nanary anay mandrakizay ianao, Andriamanitra ô?+Nahoana ny fahatezeranao no mbola mirehitra foana amin’ny ondry ao amin’ny kijananao?+
2 Fa ianao no Andriamanitra fiarovana mafy ho ahy.+Nahoana ianao no manary ahy?Nahoana aho no mandehandeha amin’alahelo noho ny fampahorian’ny fahavalo?+
74 Nahoana no dia nanary anay mandrakizay ianao, Andriamanitra ô?+Nahoana ny fahatezeranao no mbola mirehitra foana amin’ny ondry ao amin’ny kijananao?+