Salamo 7:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Mitsangàna ao anatin’ny fahatezeranao, Jehovah ô,+Mijoroa hanohitra an’ireo misafoaka amiko sy te hanisy ratsy ahy,+Ary mifohaza hamonjy ahy,+ satria efa nandidy ny hampiharana ny rariny ianao.+ Salamo 78:65 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 65 Koa nifoha tamin’ny torimasony i Jehovah,+Toy ny lehilahy mahery efa tsy mamon-divay intsony.+
6 Mitsangàna ao anatin’ny fahatezeranao, Jehovah ô,+Mijoroa hanohitra an’ireo misafoaka amiko sy te hanisy ratsy ahy,+Ary mifohaza hamonjy ahy,+ satria efa nandidy ny hampiharana ny rariny ianao.+