Apokalypsy 17:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ary hiady amin’ny Zanak’ondry+ ireo. Haharesy an’ireo anefa ny Zanak’ondry+ satria Tompon’ny tompo sy Mpanjakan’ny mpanjaka izy.+ Haharesy koa ireo voantso sy voafidy ary tsy mivadika izay miaraka aminy.”+ Apokalypsy 19:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Ary hitako fa nivondrona ilay bibidia+ sy ireo mpanjakan’ny+ tany mbamin’ny tafiny mba hiady+ tamin’ilay nitaingin-tsoavaly+ mbamin’ny tafiny.
14 Ary hiady amin’ny Zanak’ondry+ ireo. Haharesy an’ireo anefa ny Zanak’ondry+ satria Tompon’ny tompo sy Mpanjakan’ny mpanjaka izy.+ Haharesy koa ireo voantso sy voafidy ary tsy mivadika izay miaraka aminy.”+
19 Ary hitako fa nivondrona ilay bibidia+ sy ireo mpanjakan’ny+ tany mbamin’ny tafiny mba hiady+ tamin’ilay nitaingin-tsoavaly+ mbamin’ny tafiny.