Matio 7:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Hotsoriko aminy anefa amin’izay fotoana izay hoe: Tsy fantatro mihitsy ianareo!+ Mialà amiko, ianareo mpandika lalàna.+ Hebreo 1:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Tianao ny fahamarinana, fa halanao ny fandikan-dalàna. Izany no nahatonga an’Andriamanitra, izay Andriamanitrao, hanosotra+ anao menaka fifaliana mihoatra noho ireo namanao.”+
23 Hotsoriko aminy anefa amin’izay fotoana izay hoe: Tsy fantatro mihitsy ianareo!+ Mialà amiko, ianareo mpandika lalàna.+
9 Tianao ny fahamarinana, fa halanao ny fandikan-dalàna. Izany no nahatonga an’Andriamanitra, izay Andriamanitrao, hanosotra+ anao menaka fifaliana mihoatra noho ireo namanao.”+