Salamo 47:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Lasa mpanjaka eo amin’ireo firenena Andriamanitra.+Mipetraka eo amin’ny seza fiandrianany masina Andriamanitra.+ Salamo 135:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Hoderaina avy ao Ziona anie i Jehovah+Izay monina ao Jerosalema!+Miderà an’i Jah!+ Matio 5:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 na amin’ny tany, satria fitoeran-tongony+ izany, na amin’i Jerosalema, satria tanànan’ny+ Mpanjaka lehibe izany.
8 Lasa mpanjaka eo amin’ireo firenena Andriamanitra.+Mipetraka eo amin’ny seza fiandrianany masina Andriamanitra.+
35 na amin’ny tany, satria fitoeran-tongony+ izany, na amin’i Jerosalema, satria tanànan’ny+ Mpanjaka lehibe izany.