Deoteronomia 28:58 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 58 “Raha tsy miezaka mafy ianareo hanatanteraka ny teny rehetra ao amin’ny lalàna izay voasoratra ato amin’ity boky ity,+ mba hatahotra an’ilay anarana be voninahitra+ sy mendrika hatahorana+ hoe Jehovah,+ eny, ilay Andriamanitrareo, Salamo 113:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Hatrany amin’ny fiposahan’ny masoandro ka hatrany amin’ny filentehany,+Dia hoderaina ny anaran’i Jehovah.+
58 “Raha tsy miezaka mafy ianareo hanatanteraka ny teny rehetra ao amin’ny lalàna izay voasoratra ato amin’ity boky ity,+ mba hatahotra an’ilay anarana be voninahitra+ sy mendrika hatahorana+ hoe Jehovah,+ eny, ilay Andriamanitrareo,
3 Hatrany amin’ny fiposahan’ny masoandro ka hatrany amin’ny filentehany,+Dia hoderaina ny anaran’i Jehovah.+