Isaia 58:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Hitarika anao foana+ i Jehovah,+ ka hanome fahafaham-po anao na dia any amin’ny tany karakaina aza,+ sady hanatanjaka ny taolanao.+ Dia ho toy ny tanimboly azon-drano tsara ianao,+ sady ho toy ny loharano mamoaka rano tsy mamitaka.
11 Hitarika anao foana+ i Jehovah,+ ka hanome fahafaham-po anao na dia any amin’ny tany karakaina aza,+ sady hanatanjaka ny taolanao.+ Dia ho toy ny tanimboly azon-drano tsara ianao,+ sady ho toy ny loharano mamoaka rano tsy mamitaka.