FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 143:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Mahatsiaro ny andro fahiny aho.+

      Misaintsaina ny zava-drehetra nataonao aho,+

      Ary ny asan’ny tananao foana no tiako hoeritreretina.+

  • Ohabolana 14:33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 Ao am-pon’ny mahira-tsaina no misy fahendrena,+ ary eo amin’ny tsisy saina no ahalalana fahendrena.

  • Matio 12:35
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 35 Ny olona tsara dia mamoaka zavatra tsara avy amin’ny tahiry tsara ananany,+ fa ny olona ratsy fanahy kosa mamoaka zavatra ratsy avy amin’ny tahiry ratsy ananany.+

  • Filipianina 4:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Ary farany, ry rahalahy, na inona na inona marina, na inona na inona zava-dehibe, na inona na inona mahitsy, na inona na inona madio,+ na inona na inona mahatehotia, na inona na inona tsara laza, na inona na inona misy hatsarana, ary na inona na inona mendri-piderana, dia izany foana heverina.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara