FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 22:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 “Ilay Mahery,+ ilay Andriamanitra,+ dia i Jehovah, eny, Ilay Mahery, ilay Andriamanitra, dia i Jehovah+ no mahalala,+ ary hahalala koa ny Israely.+ Raha mikomy+ sy mivadika aminao izahay, Jehovah ô,+ dia aza mamonjy anay anio.

  • Isaia 46:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Tsarovy ny zavatra tany am-boalohany izay nisy fahiny ela be,+ eny, tsarovy fa izaho no Andriamanitra+ ary tsy misy hafa,+ sady tsy misy mitovy amiko,+

  • Jeremia 32:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Ianao no maneho hatsaram-panahy feno fitiavana amin’olona an’arivony,+ sy mamaly ny fahadisoan’ny ray ho eo an-tratran’ny zanany mandimby azy.+ Ianao no tena Andriamanitra, Ilay lehibe+ sy mahery.+ Jehovah Tompon’ny tafika+ no anaranao.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara