Asan’ny Apostoly 17:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Ilay Andriamanitra nanao izao tontolo izao sy ny zava-drehetra ao aminy, eny, Izy izay Tompon’ny lanitra sy ny tany,+ dia tsy mba mitoetra ao amin’ny tempoly nataon-tanana.+
24 Ilay Andriamanitra nanao izao tontolo izao sy ny zava-drehetra ao aminy, eny, Izy izay Tompon’ny lanitra sy ny tany,+ dia tsy mba mitoetra ao amin’ny tempoly nataon-tanana.+