FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 5:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 ary izay manamarina ny ratsy fanahy mba hahazoana kolikoly,+ sady manaisotra amin’ny olo-marina ny fahamarinany!+

  • Romanina 1:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 Fantany tsara tokoa ilay didin’Andriamanitra+ ara-drariny hoe mendrika ny ho faty+ izay mpanao ireo, nefa mbola manao ihany izy sady mankasitraka+ an’izay mpanao izany koa.

  • Romanina 2:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Raha izany àry no izy, ianao izay mampianatra ny sasany io, mba mampianatra ny tenanao ve ianao?+ Ianao izay mitory hoe: “Aza mangalatra”,+ mangalatra ihany ve ianao?+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara