Nomery 14:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 ‘Tsy mora tezitra+ i Jehovah sady be hatsaram-panahy feno fitiavana,+ mamela fahadisoana sy heloka,+ kanefa sanatria azy ny tsy hanasazy izay tokony hosazina,+ fa hosaziny noho ny fahadisoan’ny ray ny zanany sy ny zafikeliny ary ny zafiafiny.’+ Salamo 25:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Hadinoy re ny fahotan’ny fahatanorako sy ny fikomiako e!+Tsarovy anefa aho, noho ny hatsaram-panahinao feno fitiavana,+Sy noho ny hatsaran-toetranao, Jehovah ô!+ Salamo 32:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Be ny fahorian’ny ratsy fanahy,+Fa izay matoky an’i Jehovah kosa voahodidina hatsaram-panahy feno fitiavana.+ Salamo 41:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Fa hoy aho: “Iantrao aho Jehovah ô!+Sitrano aho, fa nanota taminao.”+ Salamo 90:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Aoka ho heniky ny hatsaram-panahinao feno fitiavana izahay rehefa maraina,+Mba hihobianay sy hifalianay amin’ny andro rehetra iainanay.+ Salamo 103:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Fa toy ny haavon’ny lanitra raha oharina amin’ny tany+Ny haben’ny hatsaram-panahy feno fitiavana asehony amin’izay matahotra azy.+
18 ‘Tsy mora tezitra+ i Jehovah sady be hatsaram-panahy feno fitiavana,+ mamela fahadisoana sy heloka,+ kanefa sanatria azy ny tsy hanasazy izay tokony hosazina,+ fa hosaziny noho ny fahadisoan’ny ray ny zanany sy ny zafikeliny ary ny zafiafiny.’+
7 Hadinoy re ny fahotan’ny fahatanorako sy ny fikomiako e!+Tsarovy anefa aho, noho ny hatsaram-panahinao feno fitiavana,+Sy noho ny hatsaran-toetranao, Jehovah ô!+
10 Be ny fahorian’ny ratsy fanahy,+Fa izay matoky an’i Jehovah kosa voahodidina hatsaram-panahy feno fitiavana.+
14 Aoka ho heniky ny hatsaram-panahinao feno fitiavana izahay rehefa maraina,+Mba hihobianay sy hifalianay amin’ny andro rehetra iainanay.+
11 Fa toy ny haavon’ny lanitra raha oharina amin’ny tany+Ny haben’ny hatsaram-panahy feno fitiavana asehony amin’izay matahotra azy.+