Salamo 103:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Fa toy ny halavitry ny atsinanana amin’ny andrefana,*+No anesorany ny fahotantsika ho lavitra antsika.+ Isaia 38:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Tsy fiadanana no hitako fa fahoriana mangidy, eny, mangidy.+Nanjary niraiki-po tamiko anefa ianao, ka nisakana ahy tsy ho any amin’ny lavaky ny fahalevonana.+Fa narianao any ivohonao ny fahotako rehetra.+ Jeremia 16:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Fa hitan’ny masoko daholo izay ataon’izy ireo. Tsy misy miafina eo anatrehako izy, ary miharihary eo imasoko ny fahadisoany.+
12 Fa toy ny halavitry ny atsinanana amin’ny andrefana,*+No anesorany ny fahotantsika ho lavitra antsika.+
17 Tsy fiadanana no hitako fa fahoriana mangidy, eny, mangidy.+Nanjary niraiki-po tamiko anefa ianao, ka nisakana ahy tsy ho any amin’ny lavaky ny fahalevonana.+Fa narianao any ivohonao ny fahotako rehetra.+
17 Fa hitan’ny masoko daholo izay ataon’izy ireo. Tsy misy miafina eo anatrehako izy, ary miharihary eo imasoko ny fahadisoany.+