Ezekiela 3:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Fa hosokafako ny vavanao rehefa miteny aminao aho, ka izao no holazainao amin’izy ireo:+ ‘Izao no nolazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony.’ Aoka hihaino izay te hihaino,+ ary aoka tsy hihaino izay tsy te hihaino, fa taranaka mpikomy izy.+
27 Fa hosokafako ny vavanao rehefa miteny aminao aho, ka izao no holazainao amin’izy ireo:+ ‘Izao no nolazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony.’ Aoka hihaino izay te hihaino,+ ary aoka tsy hihaino izay tsy te hihaino, fa taranaka mpikomy izy.+