FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 21:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Ary niteny taminy izy ireo hoe: “Renao ve izay lazain’ireo?” Dia hoy i Jesosy taminy: “Eny. Mbola tsy novakinareo+ mihitsy ve ny hoe: ‘Avy amin’ny vavan’ny zaza madinika sy ny zaza minono no anomezanao fiderana’?”+

  • Lioka 10:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Tamin’izay ora izay indrindra, dia faly be+ i Jesosy sady feno fanahy masina, ka nanao hoe: “Midera anao ampahibemaso aho, Ray ô, Tompon’ny lanitra sy ny tany, satria nataonao tsara afina tamin’ny hendry+ sy ny mahira-tsaina izany, fa nahariharinao tamin’ny zaza kosa, satria izany no sitrakao, Ray ô!

  • Asan’ny Apostoly 4:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Ary gaga izy ireo nahita ny fahasahian’i Petera sy Jaona, ary fantany fa tsy dia nahita fianarana izy roa lahy sady olon-tsotra.+ Fantany tsara koa fa niaraka tamin’i Jesosy+ izy roa lahy.

  • 1 Korintianina 1:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Fa Andriamanitra nifidy ny zavatra adala amin’izao tontolo izao+ mba hampahamenatra ny olon-kendry. Ary Andriamanitra nifidy ny zavatra malemy amin’izao tontolo izao mba hampahamenatra ny zavatra mahery.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara