Salamo 13:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Fa izaho kosa matoky ny hatsaram-panahinao feno fitiavana,+Hifaly amin’ny famonjenao anie ny foko!+ Salamo 147:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Fa ny olona matahotra azy no ankasitrahan’i Jehovah,+Eny, ny olona miandry ny hatsaram-panahiny feno fitiavana.+
5 Fa izaho kosa matoky ny hatsaram-panahinao feno fitiavana,+Hifaly amin’ny famonjenao anie ny foko!+
11 Fa ny olona matahotra azy no ankasitrahan’i Jehovah,+Eny, ny olona miandry ny hatsaram-panahiny feno fitiavana.+