Salamo 14:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Niala tamin’ny lala-mahitsy izy rehetra,+ ka ratsy toetra daholo.+Tsy misy manao ny tsara,+Na iray akory aza.+ Romanina 3:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 araka ny voasoratra hoe: “Tsy misy olo-marina, na iray akory aza.+
3 Niala tamin’ny lala-mahitsy izy rehetra,+ ka ratsy toetra daholo.+Tsy misy manao ny tsara,+Na iray akory aza.+