Romanina 12:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Aza mamaly faty,+ ry malala, fa omeo toerana ny fahatezeran’Andriamanitra,+ fa voasoratra hoe: “Ahy ny famaliana. Izaho no hamaly, hoy i Jehovah.”+ 2 Timoty 4:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Betsaka ny ratsy nataon’i Aleksandra+ mpanefy varahina tamiko—i Jehovah no hamaly azy araka izay nataony+—
19 Aza mamaly faty,+ ry malala, fa omeo toerana ny fahatezeran’Andriamanitra,+ fa voasoratra hoe: “Ahy ny famaliana. Izaho no hamaly, hoy i Jehovah.”+
14 Betsaka ny ratsy nataon’i Aleksandra+ mpanefy varahina tamiko—i Jehovah no hamaly azy araka izay nataony+—