Salamo 9:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Hody any amin’ny Fasana*+ ny ratsy fanahy,+Sy ny firenena rehetra izay manadino an’Andriamanitra.+ Jaona 12:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Tsy noho ny fiahiany ny mahantra anefa no nilazany izany, fa noho izy mpangalatra,+ sady izy no nitana ny boatim-bola+ ka nakany ny tao anatiny.
17 Hody any amin’ny Fasana*+ ny ratsy fanahy,+Sy ny firenena rehetra izay manadino an’Andriamanitra.+
6 Tsy noho ny fiahiany ny mahantra anefa no nilazany izany, fa noho izy mpangalatra,+ sady izy no nitana ny boatim-bola+ ka nakany ny tao anatiny.