Salamo 73:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Izaho kosa, dia ny manakaiky an’Andriamanitra no tsara amiko.+I Jehovah Tompo Fara Tampony no ataoko fialofako,+Mba hanambarako ny asany rehetra.+
28 Izaho kosa, dia ny manakaiky an’Andriamanitra no tsara amiko.+I Jehovah Tompo Fara Tampony no ataoko fialofako,+Mba hanambarako ny asany rehetra.+