Salamo 139:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Nahita ahy ny masonao na dia mbola vao niforona aza aho.+Ary voasoratra tao amin’ny bokinao ny faritra rehetra amin’izay ho vatakoSy ny andro hiforonan’ireny,+Nefa mbola tsy nisy akory ireny, na iray aza. Malakia 3:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Tamin’izany andro izany, dia nifampiresaka tamin’ny namany avy ireo matahotra an’i Jehovah.+ Ary nihaino tsara i Jehovah ka nandre izany.+ Dia nisy boky fahatsiarovana nosoratana teo anatrehany,+ ho an’ireo matahotra an’i Jehovah sy misaintsaina ny anarany.+
16 Nahita ahy ny masonao na dia mbola vao niforona aza aho.+Ary voasoratra tao amin’ny bokinao ny faritra rehetra amin’izay ho vatakoSy ny andro hiforonan’ireny,+Nefa mbola tsy nisy akory ireny, na iray aza.
16 Tamin’izany andro izany, dia nifampiresaka tamin’ny namany avy ireo matahotra an’i Jehovah.+ Ary nihaino tsara i Jehovah ka nandre izany.+ Dia nisy boky fahatsiarovana nosoratana teo anatrehany,+ ho an’ireo matahotra an’i Jehovah sy misaintsaina ny anarany.+