FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 45:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Izao no nolazain’i Jehovah: “Ho tonga any aminao ka ho lasanao ny mpiasa avy any Ejipta+ izay tsy nahazo karama, sy ny mpivarotra avy any Etiopia, ary ny Sabeanina+ izay lehilahy ranjanana.+ Handeha ao aorianao izy ireo. Hisy gadra vy+ ny tongony rehefa mankany aminao izy. Hiankohoka eo anatrehanao izy,+ ary hitalaho aminao ka hilaza hoe: ‘Momba anao tokoa Andriamanitra,+ ary tsy misy ankoatra azy. Tsy misy Andriamanitra afa-tsy izy.’”+

  • Jeremia 12:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Fa ianao kosa mahalala tsara ahy, Jehovah ô!+ Mahita ahy ianao. Dinihinao koa ny foko ka hitanao fa mifikitra aminao.+ Aoka ianao hanavaka azy ireny, toy ny ondry hovonoina,+ ary hanokana azy ho amin’ny andro famonoana.

  • Jaona 10:38
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 38 Fa raha manao izany kosa aho, na tsy mino ahy aza ianareo, dia minoa kosa noho ny asa ataoko,+ mba hahafantaranareo ary mbola hahafantaranareo hatrany fa ny Ray dia tafaray amiko, ary izaho tafaray amin’ny Ray.”+

  • Jaona 17:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 mba ho iray izy rehetra,+ tahaka anao Ray izay tafaray amiko, ary izaho tafaray aminao,+ mba ho tafaray amintsika koa izy ireo,+ ka hinoan’izao tontolo izao fa ianao no naniraka ahy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara