Salamo 27:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 I Jehovah no mpanazava+ sy mpamonjy ahy,+Koa iza no hatahorako?+I Jehovah no manda miaro ny aiko,+Koa iza no haharaiki-tahotra ahy?+ Isaia 51:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 “Mihainoa ahy ianareo izay efa mahalala ny fahamarinana sy manana ny lalàko ao am-ponareo!+ Aza matahotra ny fanalam-barakan’ny olombelona mety maty, ary aza mihorohoro noho ny fanevatevany.+
27 I Jehovah no mpanazava+ sy mpamonjy ahy,+Koa iza no hatahorako?+I Jehovah no manda miaro ny aiko,+Koa iza no haharaiki-tahotra ahy?+
7 “Mihainoa ahy ianareo izay efa mahalala ny fahamarinana sy manana ny lalàko ao am-ponareo!+ Aza matahotra ny fanalam-barakan’ny olombelona mety maty, ary aza mihorohoro noho ny fanevatevany.+