Salamo 116:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Novonjenao tsy ho faty mantsy aho,+Notsimbininao ny masoko mba tsy ho latsa-dranomaso, ary ny tongotro mba tsy ho tafintohina.+ 2 Korintianina 1:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Nanafaka anay tamin’ny loza saika nahafaty anay mantsy izy, ary mbola hanafaka anay koa.+ Ary manantena izahay fa mbola hanafaka anay indray izy amin’ny hoavy.+
8 Novonjenao tsy ho faty mantsy aho,+Notsimbininao ny masoko mba tsy ho latsa-dranomaso, ary ny tongotro mba tsy ho tafintohina.+
10 Nanafaka anay tamin’ny loza saika nahafaty anay mantsy izy, ary mbola hanafaka anay koa.+ Ary manantena izahay fa mbola hanafaka anay indray izy amin’ny hoavy.+