Salamo 17:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Tsy hiala amin’ny lalanao anie ny diako!+Tsy hangozohozo mihitsy ny tongotro, eo amin’ny lalanao.+ Salamo 94:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Rehefa nilaza aho hoe: “Hangozohozo ny tongotro”,+Dia ny hatsaram-panahinao feno fitiavana no nanohana ahy, Jehovah ô!+
18 Rehefa nilaza aho hoe: “Hangozohozo ny tongotro”,+Dia ny hatsaram-panahinao feno fitiavana no nanohana ahy, Jehovah ô!+