Salamo 9:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ho toy ny tendrombohitra fandosirana i Jehovah, ho an’izay torotoro fo,+Eny, ho toy ny tendrombohitra fandosirana amin’ny fotoam-pahoriana.+ Salamo 62:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Izy tokoa no vatolampiko sy mpamonjy ahy, eny, tendrombohitra fandosirako,+Ka tsy hangozohozo loatra aho.+
9 Ho toy ny tendrombohitra fandosirana i Jehovah, ho an’izay torotoro fo,+Eny, ho toy ny tendrombohitra fandosirana amin’ny fotoam-pahoriana.+
2 Izy tokoa no vatolampiko sy mpamonjy ahy, eny, tendrombohitra fandosirako,+Ka tsy hangozohozo loatra aho.+