Salamo 23:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Hanehoanao hatsaran-toetra sy hatsaram-panahy feno fitiavana aho, mandritra ny androm-piainako.+Honina ao an-tranon’i Jehovah aho, amin’ny andro rehetra ahavelomako.+ Salamo 27:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Zavatra iray monja no angatahiko amin’i Jehovah,+Eny, izay ihany no hotadiaviko,+Dia ny honina ao an-tranon’i Jehovah mandritra ny androm-piainako.+Amin’izay aho dia hahita ny hatsaran’i Jehovah+Sy ho finaritra hijery ny tempoliny.+
6 Hanehoanao hatsaran-toetra sy hatsaram-panahy feno fitiavana aho, mandritra ny androm-piainako.+Honina ao an-tranon’i Jehovah aho, amin’ny andro rehetra ahavelomako.+
4 Zavatra iray monja no angatahiko amin’i Jehovah,+Eny, izay ihany no hotadiaviko,+Dia ny honina ao an-tranon’i Jehovah mandritra ny androm-piainako.+Amin’izay aho dia hahita ny hatsaran’i Jehovah+Sy ho finaritra hijery ny tempoliny.+