Salamo 43:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Nahoana re aho no dia mamoy fo e?+Ary nahoana aho no sahiran-tsaina?Hiandry an’Andriamanitra aho,+Satria mbola hidera azy, fa izy no famonjena lehibe ho ahy sady Andriamanitro.+ Salamo 62:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 62 Andriamanitra no andrasako amim-panginana.+Fa avy aminy ny famonjena ahy.+ Mika 7:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Fa izaho kosa, dia i Jehovah no handrandraiko.+ Vonona hiandry an’ilay Andriamanitry ny famonjena ahy aho.+ Dia hihaino ahy ilay Andriamanitro.+
5 Nahoana re aho no dia mamoy fo e?+Ary nahoana aho no sahiran-tsaina?Hiandry an’Andriamanitra aho,+Satria mbola hidera azy, fa izy no famonjena lehibe ho ahy sady Andriamanitro.+
7 Fa izaho kosa, dia i Jehovah no handrandraiko.+ Vonona hiandry an’ilay Andriamanitry ny famonjena ahy aho.+ Dia hihaino ahy ilay Andriamanitro.+