Salamo 3:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ianao anefa no ampingako, Jehovah ô,+Ianao no voninahitro,+ ary Ianao no mampitraka ny lohako.+ Jeremia 3:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Fa zava-poana+ tokoa ireo havoana sy ny tabataba eny an-tendrombohitra.+ Eny tokoa, i Jehovah Andriamanitray no mpamonjy ny Israely!+
23 Fa zava-poana+ tokoa ireo havoana sy ny tabataba eny an-tendrombohitra.+ Eny tokoa, i Jehovah Andriamanitray no mpamonjy ny Israely!+