FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Joba 9:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  4 Manana fo hendry mantsy izy, ary tena mahery.+

      Koa iza no hikiry hanohitra azy ka ho afa-maina?+

  • Salamo 63:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Izany no tsapako rehefa nijery anao tao amin’ny toerana masina aho,+

      Ka nahita ny herinao sy ny voninahitrao.+

  • Salamo 77:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Ianao no tena Andriamanitra, izay manao zava-mahagaga.+

      Nampahafantarinao an’ireo firenena ny herinao.+

  • Nahoma 1:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Tsy mora tezitra+ i Jehovah, ary lehibe ny heriny.+ Tsy hataon’i Jehovah ho afa-maina mihitsy izay tokony hosazina.+

      Ao amin’ny rivotra mandravarava sy ny tafio-drivotra ny lalany, ary toy ny vovoka mitora-jofo avy eo ambany tongony ny rahona.+

  • Apokalypsy 19:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Taorian’izany, dia nahare feo tahaka ny feo mafy nataon’ny vahoaka be tany an-danitra+ aho. Hoy ireo: “Miderà an’i Jah!*+ An’Andriamanitsika ny famonjena+ sy ny voninahitra ary ny hery,+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara