Salamo 119:55 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 55 Mahatsiaro ny anaranao aho rehefa alina, Jehovah ô,+Mba hitandremako ny lalànao.+ Salamo 119:148 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 148 Mbola tsy mifarana ny fiambenana amin’ny alina+ dia efa mihiratra ny masoko,Mba hisaintsainako ny teninao.+
148 Mbola tsy mifarana ny fiambenana amin’ny alina+ dia efa mihiratra ny masoko,Mba hisaintsainako ny teninao.+