Deoteronomia 6:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 I Jehovah Andriamanitrao no tokony hatahoranao,+ ary izy no hotompoinao,+ ary amin’ny anarany no hianiananao.+ Isaia 45:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Nianiana tamin’ny tenako aho,+ ary avy tamin’ny vavako no nivoahan’ny teny araka ny fahamarinana+ ka tsy hiverina izany,+ eny, nianiana tamin’ny anarako aho fa izaho no handohalehan’ny lohalika rehetra+ sy hianianan’ny lela rehetra,+
13 I Jehovah Andriamanitrao no tokony hatahoranao,+ ary izy no hotompoinao,+ ary amin’ny anarany no hianiananao.+
23 Nianiana tamin’ny tenako aho,+ ary avy tamin’ny vavako no nivoahan’ny teny araka ny fahamarinana+ ka tsy hiverina izany,+ eny, nianiana tamin’ny anarako aho fa izaho no handohalehan’ny lohalika rehetra+ sy hianianan’ny lela rehetra,+