Ohabolana 12:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Misy manao teny tsy voahevitra, ka tonga toy ny fanindron’ny sabatra,+ fa ny tenin’ny hendry kosa manasitrana.+ Ohabolana 30:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Misy taranaka manana nify toy ny sabatra, sy valanorano toy ny antsin-kena,+ mba hamongorany ny ory tsy ho amin’ny tany, sy ny mahantra tsy ho anisan’ny olombelona.+
18 Misy manao teny tsy voahevitra, ka tonga toy ny fanindron’ny sabatra,+ fa ny tenin’ny hendry kosa manasitrana.+
14 Misy taranaka manana nify toy ny sabatra, sy valanorano toy ny antsin-kena,+ mba hamongorany ny ory tsy ho amin’ny tany, sy ny mahantra tsy ho anisan’ny olombelona.+