Ohabolana 12:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Nanao teny tsy nety ny olon-dratsy ka voafandrik’izany,+ fa tafavoaka amin’ny fahoriana kosa ny marina.+ Malakia 2:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 “Ianareo kosa anefa niala tamin’ny lala-mahitsy,+ sady nahatonga ny maro ho tafintohina tamin’ny lalàna.+ Nivadika tamin’ny fifanekena natao tamin’i Levy koa ianareo”,+ hoy i Jehovah Tompon’ny tafika. Romanina 14:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Tsara ny tsy mihinan-kena na misotro divay na manao izay hahatafintohina ny rahalahinao.+
13 Nanao teny tsy nety ny olon-dratsy ka voafandrik’izany,+ fa tafavoaka amin’ny fahoriana kosa ny marina.+
8 “Ianareo kosa anefa niala tamin’ny lala-mahitsy,+ sady nahatonga ny maro ho tafintohina tamin’ny lalàna.+ Nivadika tamin’ny fifanekena natao tamin’i Levy koa ianareo”,+ hoy i Jehovah Tompon’ny tafika.