Jeremia 18:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 ka nahatonga ny taniny higagam-bahoaka+ sy hampisioka olona, mandritra ny fotoana tsy voafetra.+ Hitolagaga izay rehetra mandalo eo ka hihivingivin-doha.+ Apokalypsy 18:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary hijoro lavidavitra izy ireo satria matahotra sao hiara-mijaly aminy, sady hilaza hoe:+ ‘Indrisy! Indrisy, ry tanàna lehibe,+ ry Babylona tanàna mafy! Fa tao anatin’ny adiny iray monja no nampiharana ny fanamelohana anao!’+
16 ka nahatonga ny taniny higagam-bahoaka+ sy hampisioka olona, mandritra ny fotoana tsy voafetra.+ Hitolagaga izay rehetra mandalo eo ka hihivingivin-doha.+
10 Ary hijoro lavidavitra izy ireo satria matahotra sao hiara-mijaly aminy, sady hilaza hoe:+ ‘Indrisy! Indrisy, ry tanàna lehibe,+ ry Babylona tanàna mafy! Fa tao anatin’ny adiny iray monja no nampiharana ny fanamelohana anao!’+