1 Samoela 3:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Mbola tsy novonoina ny jiron’Andriamanitra, ary i Samoela natory tao amin’ny tempolin’i+ Jehovah, izay nisy ny Vata masin’Andriamanitra. 1 Tantara 16:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ary nampidirina+ ny Vata masin’Andriamanitra, ka napetraka tao amin’ny tranolay natsangan’i Davida ho azy io.+ Ary nanolotra fanatitra dorana sy sorona iombonana teo anatrehan’Andriamanitra+ ny olona.
3 Mbola tsy novonoina ny jiron’Andriamanitra, ary i Samoela natory tao amin’ny tempolin’i+ Jehovah, izay nisy ny Vata masin’Andriamanitra.
16 Ary nampidirina+ ny Vata masin’Andriamanitra, ka napetraka tao amin’ny tranolay natsangan’i Davida ho azy io.+ Ary nanolotra fanatitra dorana sy sorona iombonana teo anatrehan’Andriamanitra+ ny olona.