Salamo 147:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ilay manarona rahona ny lanitra,+Ilay manao ny orana ho an’ny tany,+Ilay mampitsimoka ahi-maitso+ eny an-tendrombohitra.
8 Ilay manarona rahona ny lanitra,+Ilay manao ny orana ho an’ny tany,+Ilay mampitsimoka ahi-maitso+ eny an-tendrombohitra.