Salamo 33:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Mihobia noho ny amin’i Jehovah, ry olo-marina!+Mety raha manao fiderana ny olo-mahitsy.+ Salamo 98:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Manaova horakora-pandresena ho an’i Jehovah, ry mponin’ny tany manontolo.+Mifalia sy mihobia ary manaova hira fiderana.+
4 Manaova horakora-pandresena ho an’i Jehovah, ry mponin’ny tany manontolo.+Mifalia sy mihobia ary manaova hira fiderana.+