FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 22:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Noho ny zava-bitanao, dia hidera anao eo anivon’ny fiangonana lehibe aho.+

      Hanefa ny voadiko eo anatrehan’ireo matahotra azy aho.+

  • Salamo 56:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Mbola misy voady tsy maintsy hefaiko aminao Andriamanitra ô!+

      Hanolotra fisaorana ho anao aho.+

  • Salamo 116:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Hanefa ny voadiko amin’i Jehovah aho,+

      Eo anatrehan’ny olony rehetra.

  • Mpitoriteny 5:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Raha mivoady amin’Andriamanitra ianao, dia efao izany+ fa aza mangataka andro, satria tsy hahazo sitraka ny adala.+ Koa efao ny voadinao.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara