Salamo 18:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Nitaingina kerobima izy ka nanidina,+Ary niriotra teny ambony elatry ny anjely.*+ Salamo 104:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Vatan-kazo no anaovany ny efitranony ambony rihana, izay aoriny eny amin’ny rano.+Manao ny rahona ho kalesiny izy,+Ary mandeha amin’ny elatry ny rivotra.+
3 Vatan-kazo no anaovany ny efitranony ambony rihana, izay aoriny eny amin’ny rano.+Manao ny rahona ho kalesiny izy,+Ary mandeha amin’ny elatry ny rivotra.+