Salamo 35:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Mitanatana vava mandatsa ahy izy ireo,+Ka milaza hoe: “Tsara ho azy izay! Ny masonay mihitsy no nahita.”+ Salamo 40:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Aoka hangasihasy noho ny henatra+Ireo miteny amiko hoe: “Tsara ho azy izay!”+
21 Mitanatana vava mandatsa ahy izy ireo,+Ka milaza hoe: “Tsara ho azy izay! Ny masonay mihitsy no nahita.”+